TSO-DRANO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitahy anao anie ny Tompo
ka hiaro anao
hampamirapiratra ny oyzeex tavany
aminao anie Izy
hanandratra ny tavany Izy
ka hamin-drafo aminao
ny fiainanao rehetra anie
hofenoiny fitiavana
Ny fiadanany anie wwqbedf arotsany aminao
Ny fahasoavany anie atobany ho anao
ka n'aiza n'aiza alehanao
hombanao anie Jehovah
na mivoaka anao osqizmvd tononkira.serasera.org
na miditra
hotahiany hatrany ianao
A-aamen(2*)
tonony&feony;: Rahaingomahefa Pascal
ka hiaro anao
hampamirapiratra ny oyzeex tavany
aminao anie Izy
hanandratra ny tavany Izy
ka hamin-drafo aminao
ny fiainanao rehetra anie
hofenoiny fitiavana
Ny fiadanany anie wwqbedf arotsany aminao
Ny fahasoavany anie atobany ho anao
ka n'aiza n'aiza alehanao
hombanao anie Jehovah
na mivoaka anao osqizmvd tononkira.serasera.org
na miditra
hotahiany hatrany ianao
A-aamen(2*)
tonony&feony;: Rahaingomahefa Pascal
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 2112
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miorarobson
Daty : 14/02/2015 19:42
