TIAKO JEHOVAH (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tia an’I Jehovah satria
efa nandre ny feon’ny fifonako Izy
efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy
dia hiantso aho raha mbola velona koa
Nihodikodina tamiko ny famatoran’ny fahafatesana
ary nahazo eqci ahy ny fahorian’ny fiainan-tsy hita
nahita fahoriana sy alahelo aho dia niantso ny anaran’I Jehovah aho
Jehovah mifona aminao vonjeo ny fanahiko
Mamindra fo scfniep sy marina Jehovah
Eny miantra tononkira.serasera.org zljtfg Andriamanitsika
Miaro ny kely saina Jehovah
Reraka aho dia namonjy ahy Izy
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1759
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 13:35