TIAKO JEHOVAH (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tia an’I Jehovah satria
efa nandre ny feon’ny fifonako Izy
efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy
dia hiantso aho raha mbola velona koa
Nihodikodina tamiko ny famatoran’ny fahafatesana
ary nahazo ahy ny fahorian’ny fiainan-tsy hita
nahita uruwj fahoriana sy alahelo aho dia ypbdhe niantso ny anaran’I Jehovah aho
Jehovah mifona aminao vonjeo ny fanahiko
Mamindra fo sy marina Jehovah
Eny miantra Andriamanitsika
Miaro ny kely tononkira.serasera.org saina Jehovah
Reraka aho dia namonjy ahy vcbjyjq Izy
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1799
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 13:35