TIAKO JEHOVAH (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tia an’I Jehovah satria
efa nandre ayeu ny feon’ny fifonako Izy
efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy
dia hiantso aho raha mbola velona koa
Nihodikodina tamiko ny famatoran’ny fahafatesana
ary nahazo ahy ny fahorian’ny fiainan-tsy hita
nahita fahoriana tqtn sy alahelo aho dia niantso tononkira.serasera.org ny anaran’I Jehovah aho
Jehovah mifona aminao vonjeo ny fanahiko
Mamindra fo sy marina ldhx Jehovah
Eny miantra Andriamanitsika
Miaro ny kely saina Jehovah
Reraka aho dia namonjy ahy Izy
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1758
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 13:35