TAPAHO ANIO ZAY HEVITRAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
Nanavotra anay Ianao Jesoa
Nisintona anay tan-davaka Ianao
Koa moa ve tsapanao ny fitiavany
Tapaho anio zay hevitrao
Raha tsy dxsrdwpw am-ponao
Ilay Jesoa Tompo
Dia ho maty antoka ianao
Aza miadry ela
Sao ianao variana
Tapaho anio ‘zay hevitrao
Tompo iray ihany
No ivavahanao
Ka fidio izay sitrakao
Fa dia zdsu samy hijinja
Zay nafafiny avy
Tapaho anio ijepo izay hevitrao
Tonony sy feony : Rahaingomahefa tononkira.serasera.org Pascal
(09/10/2009)
Nanavotra anay Ianao Jesoa
Nisintona anay tan-davaka Ianao
Koa moa ve tsapanao ny fitiavany
Tapaho anio zay hevitrao
Raha tsy dxsrdwpw am-ponao
Ilay Jesoa Tompo
Dia ho maty antoka ianao
Aza miadry ela
Sao ianao variana
Tapaho anio ‘zay hevitrao
Tompo iray ihany
No ivavahanao
Ka fidio izay sitrakao
Fa dia zdsu samy hijinja
Zay nafafiny avy
Tapaho anio ijepo izay hevitrao
Tonony sy feony : Rahaingomahefa tononkira.serasera.org Pascal
(09/10/2009)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 985
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 07/05/2019 15:25
