TAPAHO ANIO ZAY HEVITRAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
Nanavotra anay Ianao Jesoa
Nisintona anay tan-davaka Ianao
Koa moa ve tsapanao ny fitiavany
Tapaho tononkira.serasera.org anio zay hevitrao
Raha tsy am-ponao
Ilay Jesoa Tompo
Dia ho maty antoka vqahg ianao
Aza miadry ela
Sao ianao variana
Tapaho anio ‘zay hevitrao
Tompo iray ihany
No ivavahanao
Ka fidio izay sitrakao
Fa jwol dia samy hijinja
Zay nafafiny avy
Tapaho anio izay hevitrao
Tonony sy tosjky feony : Rahaingomahefa Pascal
(09/10/2009)
Nanavotra anay Ianao Jesoa
Nisintona anay tan-davaka Ianao
Koa moa ve tsapanao ny fitiavany
Tapaho tononkira.serasera.org anio zay hevitrao
Raha tsy am-ponao
Ilay Jesoa Tompo
Dia ho maty antoka vqahg ianao
Aza miadry ela
Sao ianao variana
Tapaho anio ‘zay hevitrao
Tompo iray ihany
No ivavahanao
Ka fidio izay sitrakao
Fa jwol dia samy hijinja
Zay nafafiny avy
Tapaho anio izay hevitrao
Tonony sy tosjky feony : Rahaingomahefa Pascal
(09/10/2009)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 984
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 07/05/2019 15:25
