TAPAHO ANIO ZAY HEVITRAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do rvopzyam dia G

Nanavotra anay Ianao Jesoa
Nisintona anay tan-davaka Ianao
Koa moa ve tsapanao ny fitiavany
Tapaho anio zay hevitrao

Raha tsy am-ponao
Ilay Jesoa Tompo
Dia ho maty antoka ianao
Aza miadry ela
Sao ianao variana
Tapaho anio ‘zay hevitrao

Tompo iray ihany
No ivavahanao
Ka fidio izay fuhuqzgq sitrakao
Fa dia samy hijinja
Zay nafafiny avy
Tapaho anio izay tononkira.serasera.org hevitrao

Tonony sy feony : Rahaingomahefa hwef Pascal
(09/10/2009)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 985
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 07/05/2019 15:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0265