SITRAKAO NY HAMONJY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia C

Sitrakao ry Jesoa tia
Ny nisolo voina anay
Nentinao tao kalvary
Ny ota vita zrujn hatrizay

Eso latsa tsy nahoanao
Latsa-drà tononkira.serasera.org tsy fidiny
Sitrakao Jeso ny ainao
Mba ho fanavotana
Sitrakao ry Jesoa tia
Ny nisolo voina anay
Nentinao tao kalvary
Ny ota vitanay

Sitrakao ry Jeso tia
Ny nijaly ho anay
Niaretanao tety fahoriana mahamay

Tonony sy qataziu feony : Pasteur euqirvp Rahaingonjanahary Rodolphe
(1992)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 937
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 03/05/2019 23:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0624