SITRAKAO NY HAMONJY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia C
Sitrakao ry Jesoa tia
Ny nisolo voina anay
Nentinao tao kalvary
Ny ota racq dsgsgqnx vita queuiox hatrizay
Eso latsa tsy nahoanao
Latsa-drà tsy fidiny
Sitrakao Jeso ny ainao
Mba ho fanavotana
Sitrakao ry Jesoa tia
Ny nisolo voina anay
Nentinao tao kalvary
Ny tononkira.serasera.org ota vitanay
Sitrakao ry Jeso tia
Ny nijaly ho anay
Niaretanao tety fahoriana mahamay
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1992)
Sitrakao ry Jesoa tia
Ny nisolo voina anay
Nentinao tao kalvary
Ny ota racq dsgsgqnx vita queuiox hatrizay
Eso latsa tsy nahoanao
Latsa-drà tsy fidiny
Sitrakao Jeso ny ainao
Mba ho fanavotana
Sitrakao ry Jesoa tia
Ny nisolo voina anay
Nentinao tao kalvary
Ny tononkira.serasera.org ota vitanay
Sitrakao ry Jeso tia
Ny nijaly ho anay
Niaretanao tety fahoriana mahamay
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1992)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 938
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 03/05/2019 23:05
