SITRAKAO NY HAMONJY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia C
Sitrakao ry Jesoa tia
Ny tononkira.serasera.org nisolo voina anay
Nentinao tao kalvary
Ny ota vita hatrizay
Eso latsa tsy nahoanao
Latsa-drà tsy fidiny
Sitrakao Jeso ny ainao
Mba ho fanavotana
Sitrakao ry Jesoa tia
Ny nisolo voina anay
Nentinao tao hyxwb kalvary
Ny ota vitanay
Sitrakao iizwez ry Jeso tia
Ny nijaly ho anay
Niaretanao tety fahoriana mahamay
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary uyelbqxl Rodolphe
(1992)
Sitrakao ry Jesoa tia
Ny tononkira.serasera.org nisolo voina anay
Nentinao tao kalvary
Ny ota vita hatrizay
Eso latsa tsy nahoanao
Latsa-drà tsy fidiny
Sitrakao Jeso ny ainao
Mba ho fanavotana
Sitrakao ry Jesoa tia
Ny nisolo voina anay
Nentinao tao hyxwb kalvary
Ny ota vitanay
Sitrakao iizwez ry Jeso tia
Ny nijaly ho anay
Niaretanao tety fahoriana mahamay
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary uyelbqxl Rodolphe
(1992)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 939
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 03/05/2019 23:05
