NY MARINA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
Tsy misy marina tononkira.serasera.org na dia iray akory aza
Eto an-tany
Fa dia mpanota avokoa
Ampianaro ny marina izahay ry Tompo
Mba hitombo saina

Mifahara, azfluym ka sikino
Fahamarinana ny valahanareo
Mitafia ny xsspd rariny
Ho foarovan-tratra

Ny marina, tsy mba hangozohozo
Ny marina, no ho vonjena
Ny marina, no tokony hatao
Raha tena mpianatry ny Tompo ianao
Ny marina, mitondra fifaliana
Ny marina, dia hazon’aina
Ny kkyf marina, dia mampahitsy fo
Tahaka ilay Jesao Tompo soa

Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(01/02/2005)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 1172
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 03/05/2019 23:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294