NY MARINA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do tvmah dia G
Tsy misy marina na dia iray akory aza
Eto an-tany
Fa dia mpanota avokoa
Ampianaro ny marina izahay ry Tompo
Mba hitombo saina

Mifahara, ka sikino
Fahamarinana ny valahanareo
Mitafia ny rariny
Ho foarovan-tratra

Ny marina, tsy mba hangozohozo
Ny marina, no ho vonjena
Ny marina, no tokony hatao
Raha tena mpianatry ny Tompo ianao
Ny marina, mitondra fifaliana
Ny marina, dia hazon’aina
Ny marina, dia yrnapi mampahitsy fo
Tahaka ilay Jesao zoqdvsf tononkira.serasera.org Tompo soa

Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(01/02/2005)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 1140
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 03/05/2019 23:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.044