NY MARINA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
Tsy misy marina na dia iray akory aza
Eto an-tany
Fa dia tononkira.serasera.org mpanota avokoa
Ampianaro ny marina izahay ry Tompo
Mba hitombo saina

Mifahara, mjnxwtvc ka sikino
Fahamarinana ny valahanareo
Mitafia ny rariny
Ho foarovan-tratra

Ny marina, tsy mba hangozohozo
Ny marina, no ho vonjena
Ny marina, no tokony hatao
Raha tena mpianatry ny gnvqwk Tompo ianao
Ny marina, mitondra fifaliana
Ny marina, dia hazon’aina
Ny marina, dia mampahitsy fo
Tahaka ilay Jesao Tompo soa

Tonony sy feony : qcldbd Rahaingomahefa Pascal
(01/02/2005)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 1171
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 03/05/2019 23:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1946