MIFALIA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia C
Nidina ny Tompo Jesoa
IRAKY NY Ray Tsitoha
Lapasoa nilaozany
Tranon’omby no nandriany
Nidina ny Tompo Jesoa
Mifalia sy miravoa
Andrandrao ilay fitia
Ry olombelona spdg nania
Aok’izay tononkira.serasera.org ny sentonao
Kario ny tahotrao
Ry mivesatr’entana
Aoka ’izay!
F’indro tonga ilay Jesoa
Fitsaharana tokoa
Mifalia, miravoa re izao
Tonony sy feony zjjcrbz : ibqayx Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(05/10/1991)
Nidina ny Tompo Jesoa
IRAKY NY Ray Tsitoha
Lapasoa nilaozany
Tranon’omby no nandriany
Nidina ny Tompo Jesoa
Mifalia sy miravoa
Andrandrao ilay fitia
Ry olombelona spdg nania
Aok’izay tononkira.serasera.org ny sentonao
Kario ny tahotrao
Ry mivesatr’entana
Aoka ’izay!
F’indro tonga ilay Jesoa
Fitsaharana tokoa
Mifalia, miravoa re izao
Tonony sy feony zjjcrbz : ibqayx Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(05/10/1991)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 958
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 03/05/2019 23:07
