MIFALIA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do tkzc dia C
Nidina ny Tompo Jesoa
IRAKY NY dtws Ray Tsitoha
Lapasoa nilaozany
Tranon’omby no nandriany
Nidina ny Tompo Jesoa
Mifalia sy miravoa
Andrandrao ilay fitia
Ry olombelona nania
Aok’izay ny sentonao
Kario ny tahotrao
Ry mivesatr’entana
Aoka ’izay!
F’indro tonga ilay Jesoa
Fitsaharana tokoa
Mifalia, miravoa re izao
Tonony sy feony anqk : Pasteur tononkira.serasera.org Rahaingonjanahary Rodolphe
(05/10/1991)
Nidina ny Tompo Jesoa
IRAKY NY dtws Ray Tsitoha
Lapasoa nilaozany
Tranon’omby no nandriany
Nidina ny Tompo Jesoa
Mifalia sy miravoa
Andrandrao ilay fitia
Ry olombelona nania
Aok’izay ny sentonao
Kario ny tahotrao
Ry mivesatr’entana
Aoka ’izay!
F’indro tonga ilay Jesoa
Fitsaharana tokoa
Mifalia, miravoa re izao
Tonony sy feony anqk : Pasteur tononkira.serasera.org Rahaingonjanahary Rodolphe
(05/10/1991)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 957
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 03/05/2019 23:07
