MIFALIA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia C

Nidina ny tononkira.serasera.org Tompo Jesoa
IRAKY NY etfaprjh Ray rjau Tsitoha
Lapasoa nilaozany
Tranon’omby no nandriany
Nidina ny Tompo Jesoa
Mifalia sy miravoa
Andrandrao ilay fitia
Ry olombelona nania

Aok’izay ny sentonao
Kario ny tahotrao
Ry mivesatr’entana
Aoka ’izay!
F’indro ltvudmdv tonga ilay Jesoa
Fitsaharana tokoa
Mifalia, miravoa re izao

Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(05/10/1991)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 931
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 03/05/2019 23:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031