MAHERY NY FITIAVANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitr’ô isaoranay anao
fa mahery ny fitiavanao anay
olondroa indreo xmtx nakambanao ho tononkira.serasera.org iray
toy ilay epfwa tao EDENA fahizay
Andriamanotra ô tsy takatray tokoa
Zay ho fitondranao mety hahasoa
Novimbininao ka tratry ny andron’ny mpanompon’ny fitia
hamasino re tahio ry Ray tsitoha
mba ho tokantrano MARINA sy SOA
N’inona hanjo hifampitantana Aminao ry Ray zychvm be fitiavana
2-Ho fanahy iray no voady ho doria
Hiaradalan’Aminao ry Tompo tia
Hifanaja ampo sy hifanisy soa ho mpivady mino sy manoa
Efa niaiky sy nanaiky taminao
Ory na ho faly tsy handao
Fa ho tia tokoa na soa na ratsy
Zay no voady mandra maty

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1001
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 11:17