MAHERY NY FITIAVANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitr’ô isaoranay anao
fa mahery ny fitiavanao anay
olondroa indreo nakambanao ho iray
toy ilay tao EDENA fahizay
Andriamanotra ô iqnnporj tsy takatray tokoa
Zay ho fitondranao mety hahasoa
Novimbininao ka tratry ny andron’ny mpanompon’ny fitia
hamasino re tahio ry Ray tsitoha
mba ho tokantrano tononkira.serasera.org MARINA sy SOA
N’inona hanjo hifampitantana Aminao ry egtih Ray be fitiavana
2-Ho fanahy iray no voady ho doria
Hiaradalan’Aminao ry Tompo tia
Hifanaja ampo sy hifanisy soa ho mpivady orozmv mino sy manoa
Efa niaiky sy nanaiky taminao
Ory na ho faly tsy handao
Fa ho tia tokoa na soa na ratsy
Zay no voady mandra maty

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 968
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 11:17