MAHERY NY FITIAVANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitr’ô isaoranay anao
fa mahery ny fitiavanao anay
olondroa indreo nakambanao ho iray
toy ilay tao EDENA fahizay
Andriamanotra ô tsy takatray tokoa
Zay ho fitondranao mety hahasoa
Novimbininao ka tratry ny andron’ny mpanompon’ny fitia


hamasino re tahio ry Ray tsitoha
mba ho tokantrano MARINA sy SOA
N’inona hanjo hifampitantana Aminao ry Ray be fitiavana

2-Ho fanahy iray no voady ho doria
Hiaradalan’Aminao ry Tompo tia
Hifanaja ampo sy hifanisy soa ho mpivady mino sy manoa
Efa niaiky sy nanaiky taminao
Ory na ho faly tsy handao
Fa ho tia tokoa na soa na ratsy
Zay no voady mandra maty
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 539
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 11:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1158