MAHAGAGA NY ASANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera Anao ô RY Tompo fa mahatahotra sy mahatalanjona
Ny nanaovanao ahy Mahagaga ny asanao
1-Ny fo sy fanahiko tsy miafina aminao
Ny eritreriko voavakinao
Ka ny volon-dohako dia voaisanao hatrany
Ny faladiako tsy mety lany
2-Ka ny fofon’ainao no hery mamelona ahy
Tsara tahaka nrcosdhf Anao ka mendrika
Fa ny tempoly masina tononkira.serasera.org aho sy fdzo asan’ny tànanao
Ka tsy omeko izao tontolo izao
Tonony sy dcaqf feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 951
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 10:52