Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAHAGAGA NY ASANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera Anao ô RY Tompo fa mahatahotra sy tononkira.serasera.org mahatalanjona
Ny nanaovanao ahy Mahagaga ny asanao
1-Ny fo sy fanahiko tsy miafina aminao
Ny eritreriko voavakinao
Ka ny volon-dohako dia voaisanao hatrany
Ny faladiako tsy mety lany
2-Ka ny ihpnfai fofon’ainao no hery mamelona ahy
Tsara tahaka Anao ka drhtd mendrika
Fa ohuzgva ny tempoly masina aho sy asan’ny tànanao
Ka tsy omeko izao tontolo izao
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
Ny nanaovanao ahy Mahagaga ny asanao
1-Ny fo sy fanahiko tsy miafina aminao
Ny eritreriko voavakinao
Ka ny volon-dohako dia voaisanao hatrany
Ny faladiako tsy mety lany
2-Ka ny ihpnfai fofon’ainao no hery mamelona ahy
Tsara tahaka Anao ka drhtd mendrika
Fa ohuzgva ny tempoly masina aho sy asan’ny tànanao
Ka tsy omeko izao tontolo izao
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 920
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 10:52
