Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAHAGAGA NY ASANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera Anao ô RY Tompo fa vcexmo mahatahotra sy mahatalanjona
Ny nanaovanao ahy Mahagaga ny asanao
1-Ny fo sy fanahiko tsy miafina aminao
Ny eritreriko voavakinao
Ka ny volon-dohako dia voaisanao hatrany
Ny faladiako tsy mety lany
2-Ka ny fofon’ainao no hery mamelona ahy
Tsara tahaka Anao ka mendrika
Fa ny tempoly lypijdjf masina aho sy asan’ny tànanao
Ka tsy bwyneqc omeko izao tontolo izao
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
tononkira.serasera.org
Ny nanaovanao ahy Mahagaga ny asanao
1-Ny fo sy fanahiko tsy miafina aminao
Ny eritreriko voavakinao
Ka ny volon-dohako dia voaisanao hatrany
Ny faladiako tsy mety lany
2-Ka ny fofon’ainao no hery mamelona ahy
Tsara tahaka Anao ka mendrika
Fa ny tempoly lypijdjf masina aho sy asan’ny tànanao
Ka tsy bwyneqc omeko izao tontolo izao
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 949
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 10:52
