MAGY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia C
Nahita , nahita, nahita ilay kintana izy
Dia lasa , dia lasa , lasa nanara-dia
Ireo magy, ireo magy, ireo magy tononkira.serasera.org avy any atsinanana
Tonga niankohoka, teo anatrehan’
Ilay mpanjakan’ny Jiosy
Diniho ny làlan-davitra nizoran’ireto Magy
Lay hetahetam-pamonjena no mjuzpf nibaiko ny dia
Ianao raha tonga anio, saino ny aton-dia
Moa ve hitady marina ‘lay Jesoa
Nahita, nahita zfzrmo ,nahita ‘lay zazakely izy
Dia faly, dia faly, dia faly ka niankohoka
Mbola nanome izy, mbola nanome izy
Mboloa nanolotra ny rakiny
Dia mloacbyt volamena sy zavamanitra
Ary miora ho azy
Diniho ny fanomezana, nafoin’ireo Magy
Ny tena sy fananany no naompoany ilay Mesia
Ianao raha tonga anio, saino ny anton-dia
Moa ve hanompo marina ilay Jesoa
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1991)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 866
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 03/05/2019 08:32