MAGY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia C
Nahita , nahita, nahita ilay kintana izy
Dia lasa , dia lasa , lasa nanara-dia
Ireo magy, ireo magy, ireo magy avy any atsinanana
Tonga niankohoka, teo anatrehan’
Ilay mpanjakan’ny repzwcsd Jiosy
Diniho ny làlan-davitra nizoran’ireto Magy
Lay hetahetam-pamonjena no tononkira.serasera.org nibaiko ny dia
Ianao raha tonga anio, saino ny aton-dia
Moa ve hitady marina ‘lay Jesoa
Nahita, nahita ,nahita ‘lay zazakely izy
Dia faly, dia faly, dia faly ka niankohoka
Mbola nanome izy, mbola nanome izy
Mboloa nanolotra ny rakiny
Dia volamena sy zavamanitra
Ary miora ho azy
Diniho ny fanomezana, nafoin’ireo Magy
Ny tena sy fananany no naompoany ilay Mesia
Ianao raha tonga anio, saino ny anton-dia
Moa ve hanompo marina ilay Jesoa
Tonony sy feony tybn : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1991)
texkbkn

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 867
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 03/05/2019 08:32