MAGY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia C
Nahita , nahita, grcbvhwm nahita ilay kintana tononkira.serasera.org izy
Dia lasa , dia uudeog lasa , lasa nanara-dia
Ireo magy, ireo magy, ireo magy avy any atsinanana
Tonga niankohoka, teo anatrehan’
Ilay mpanjakan’ny Jiosy
Diniho ny làlan-davitra nizoran’ireto Magy
Lay hetahetam-pamonjena no nibaiko ny dia
Ianao raha tonga anio, saino ny aton-dia
Moa ve hitady marina ‘lay Jesoa
Nahita, nahita ,nahita ‘lay zazakely izy
Dia faly, dia faly, dia faly ka niankohoka
Mbola nanome izy, mbola nanome izy
Mboloa nanolotra ny rakiny
Dia volamena sy zavamanitra
Ary miora ho azy
Diniho ny fanomezana, nafoin’ireo Magy
Ny tena sy fananany no naompoany ilay xipyhjnq Mesia
Ianao raha tonga anio, saino ny anton-dia
Moa ve hanompo marina ilay Jesoa
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1991)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 895
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 03/05/2019 08:32