JESO NAMANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vwtuom Jeso ihany no namana mahatoky tsy mamitaka
Jeso ihany no namana Izy irery tononkira.serasera.org azo antoka
1-Jeso tsy mba manaratsy Jeso tsy mba aqythdqn mampiady
Tsy mandainga hanameloka ny namana
2- Jeso tsy mba tia tena tsy mba manamarin-tena
Lavitry ny saina ratsy ami-namana
3-Reo manenjika anao aza taitra ivavaho
Aoka ianao hangina fa Jehovah hiady ho anao
4-Aza mety ataon’ny satana ka hifosa ny akama
Tiavo ireo namanao ho toy ny tenanao
Jeso ysmq ihany no namana (2)
Izy irery mahatoky
Izy irery tsy mba mamitaka
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 872
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 10:52