JESO NAMANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso ihany no namana mahatoky tsy mamitaka
Jeso ihany no namana Izy irery azo antoka
1-Jeso tsy mba manaratsy Jeso tsy mba mampiady
Tsy mandainga hanameloka ny namana
2- Jeso tsy mba tia tena tsy mba manamarin-tena
Lavitry ny saina ratsy ami-namana
3-Reo manenjika anao aza taitra ivavaho
Aoka ianao hangina fa Jehovah hiady ho anao
4-Aza mety ataon’ny satana ka zqdgauj hifosa ny akama
Tiavo ireo namanao ho toy ny tenanao
Jeso ihany no ovmztza namana tononkira.serasera.org (2)
Izy irery mahatoky
Izy irery tsy mba mamitaka
Tonony sy feony ifii : Rahaingomahefa Pascal

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 900
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 10:52