JESO NAMANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso ythwig ihany no namana mahatoky tsy mamitaka
Jeso ihany no namana Izy irery azo antoka

1-Jeso tsy mba manaratsy Jeso tsy mba mampiady
Tsy mandainga hanameloka ny namana

2- Jeso tsy mba tia tena tsy mba manamarin-tena
Lavitry ny saina ratsy ami-namana

3-Reo manenjika anao aza taitra ivavaho
Aoka ianao hangina fa Jehovah hiady ho anao

4-Aza mety ataon’ny satana ka tononkira.serasera.org hifosa ny akama
Tiavo ireo namanao plbtyce ho toy ny tenanao

Jeso ihany no namana (2)
Izy irery mahatoky
Izy irery tsy mba mamitaka

Tonony sy feony : dbxvltw Rahaingomahefa Pascal

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 898
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 10:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3157