JEROSALEMA VAOVAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miakara mandrosoa ho any jerosalema vaovao
Mankanesa eo ry vazan-tany fa Jehovah ao
Volamena soa ny làlambeny mqnnwsx soa dia soa tokoa
Ranomasimbe tsy hita lany fa lasa avokoa
Andriamanitra no masoandrony ka tsy misy aizin’ao
Solo : Ry jerosalema vaovao mba vohay re ny vavahadinao
Maminay maminay ilay tanindrazanay
E! ry tanàna sdfyx masina sambatré
Reo tonga ao Aminao tianay tokoa
Ny ho mponinao tononkira.serasera.org
Zionan’ny fanahy ô ry fiangonana maminay
Mba vohay mba vohay re ny vavahadinao fa maminay
Fa maminay ilay tanindrazanay sambatré sambatré
Reo sknvyq zay tonga aminao tianay tokoa tokoa
Tianay tokoa ny homponinao
Zionan’ny fanahy ô ry fiangona maminay
Ho ao anaty mandanao zao tontolo izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 2012
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 11:17