JEROSALEMA VAOVAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miakara mandrosoa ho any jerosalema vaovao
Mankanesa eo ry vazan-tany fa Jehovah ao
Volamena soa ny làlambeny soa dia soa tokoa
Ranomasimbe tsy hita lany fa lasa avokoa
Andriamanitra no masoandrony ka tsy misy aizin’ao
Solo : Ry jerosalema vaovao mba vohay re ny vavahadinao
Maminay maminay ilay tanindrazanay
E! ry tanàna masina sambatré
Reo tonga ao Aminao tianay tokoa
Ny ho mponinao
Zionan’ny fanahy ô ry fiangonana maminay
Mba vohay mba vohay re ny tononkira.serasera.org vavahadinao fa maminay
Fa maminay ilay jhop tanindrazanay yduac sambatré sambatré
Reo zay tonga aminao tianay tokoa tokoa
Tianay tokoa ny homponinao
Zionan’ny fanahy ô ry nhkpau fiangona maminay
Ho ao anaty mandanao zao tontolo izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 2011
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 11:17