JEROSALEMA VAOVAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miakara mandrosoa ho any jerosalema vaovaoMankanesa eo ry vazan-tany fa Jehovah ao
Volamena soa ny làlambeny soa dia soa tokoa
Ranomasimbe tsy hita lany fa lasa avokoa
Andriamanitra no masoandrony ka tsy misy aizin’ao
Solo : Ry jerosalema vaovao mba vohay re ny vavahadinao
Maminay maminay ilay tanindrazanay
E! ry tanàna masina sambatré
Reo tonga ao Aminao tianay tokoa
Ny ho mponinao
Zionan’ny fanahy ô ry fiangonana maminay
Mba vohay mba vohay re ny vavahadinao fa maminay
Fa maminay ilay tanindrazanay sambatré sambatré
Reo zay tonga aminao tianay tokoa tokoa
Tianay tokoa ny homponinao
Zionan’ny fanahy ô ry fiangona maminay
Ho ao anaty mandanao zao tontolo izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1381
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 11:17