IZA MOA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza moa no tena tompoinaoIza moa no hivavahanao
Iza moa no ianteheranao
amin'izao fiainana mandalo izao
Iza moa 'lay tompon'ny ainao
Iza moa lay Mpahary anao
Iza moa lay tena tianao
ka nahatonga anao ho toy izao
Ny fahaizanao
sa ny volanao
sa zay tapakazo rehetra izao
ireo vatolahy
sa ny razana
sa kisendrasendra lava izao?
tonony&feony;:Rahaingomahefa Pascal
14/06/1996
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1470
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miorarobson
Daty : 19/02/2015 09:47