IZA MOA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza moa no tena tompoinao
Iza moa no hivavahanao
Iza moa no ianteheranao
amin'izao fiainana mandalo izao

Iza moa qjxmdnwm 'lay tompon'ny hlhxnxc ainao
Iza moa lay Mpahary anao
Iza moa lay tena tianao
ka tononkira.serasera.org nahatonga anao ho toy izao

Ny fahaizanao
sa ny volanao
sa zay tapakazo rehetra nlgd izao
ireo vatolahy
sa ny razana
sa kisendrasendra lava izao?

tonony&feony;:Rahaingomahefa Pascal
14/06/1996

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2658