IZA MOA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza moa no tena tompoinao
Iza bnpkt moa no hivavahanao
Iza moa no ianteheranao
amin'izao fiainana pbwnefkb mandalo izao

Iza moa 'lay tompon'ny ainao
Iza moa lay Mpahary anao
Iza moa lay tena tianao
ka gcdeee nahatonga anao ho toy izao

Ny fahaizanao
sa ny volanao
sa zay tapakazo rehetra izao
ireo vatolahy
sa ny razana
sa kisendrasendra lava izao?

tonony&feony;:Rahaingomahefa tononkira.serasera.org Pascal
14/06/1996

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294