ISAORANA ANIE (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia D
Isaorana anie, ny Tompo tsitoha
Satria nanome , an’ilay Jesoa
Zay tloha tonga qcmpvv fzwkgnx tety , nanetry tena
Nanitsy ny dia, ho famonjena
Misaotra ny tononkira.serasera.org Ray
Ho anao irery ihany
Ny fahalebiazana
Misaotra ny Ray
Fa ho anay kosa
Ny fahasoavana
Isaorana anie, Adriamanitra
Satria lehibe, lay fitiavana
Nohon’ny amin’I Jesoa , fanavotana
Be famindram-po, sy fiainana
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(18/11/15)
Isaorana anie, ny Tompo tsitoha
Satria nanome , an’ilay Jesoa
Zay tloha tonga qcmpvv fzwkgnx tety , nanetry tena
Nanitsy ny dia, ho famonjena
Misaotra ny tononkira.serasera.org Ray
Ho anao irery ihany
Ny fahalebiazana
Misaotra ny Ray
Fa ho anay kosa
Ny fahasoavana
Isaorana anie, Adriamanitra
Satria lehibe, lay fitiavana
Nohon’ny amin’I Jesoa , fanavotana
Be famindram-po, sy fiainana
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(18/11/15)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 822
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 03/05/2019 08:33
