ISAORANA ANIE (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia D
Isaorana anie, ny gbht Tompo tsitoha
Satria nanome , an’ilay Jesoa
Zay tonga tety , nanetry tena
Nanitsy ny dia, ho famonjena
Misaotra ny Ray
Ho xeqm anao irery tononkira.serasera.org ihany
Ny fahalebiazana
Misaotra ny Ray
Fa ho anay kosa
Ny fahasoavana
Isaorana anie, oeihxrs Adriamanitra
Satria lehibe, lay fitiavana
Nohon’ny amin’I Jesoa , fanavotana
Be famindram-po, sy fiainana
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(18/11/15)
Isaorana anie, ny gbht Tompo tsitoha
Satria nanome , an’ilay Jesoa
Zay tonga tety , nanetry tena
Nanitsy ny dia, ho famonjena
Misaotra ny Ray
Ho xeqm anao irery tononkira.serasera.org ihany
Ny fahalebiazana
Misaotra ny Ray
Fa ho anay kosa
Ny fahasoavana
Isaorana anie, oeihxrs Adriamanitra
Satria lehibe, lay fitiavana
Nohon’ny amin’I Jesoa , fanavotana
Be famindram-po, sy fiainana
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(18/11/15)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 823
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 03/05/2019 08:33
