ISAORANA ANIE (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia D
Isaorana anie, ny Tompo tsitoha
Satria nanome , an’ilay Jesoa
Zay tonga zjcu tety glha , nanetry tena
Nanitsy ny dia, ho famonjena
Misaotra ny Ray
Ho anao irery ihany
Ny fahalebiazana
Misaotra ny Ray
Fa ho anay kosa
Ny fahasoavana
Isaorana anie, Adriamanitra
Satria lehibe, lay fitiavana
Nohon’ny amin’I Jesoa , fanavotana
Be tononkira.serasera.org famindram-po, sy fiainana
Tonony sy nvvdxbhl feony : Rahaingomahefa Pascal
(18/11/15)
Isaorana anie, ny Tompo tsitoha
Satria nanome , an’ilay Jesoa
Zay tonga zjcu tety glha , nanetry tena
Nanitsy ny dia, ho famonjena
Misaotra ny Ray
Ho anao irery ihany
Ny fahalebiazana
Misaotra ny Ray
Fa ho anay kosa
Ny fahasoavana
Isaorana anie, Adriamanitra
Satria lehibe, lay fitiavana
Nohon’ny amin’I Jesoa , fanavotana
Be tononkira.serasera.org famindram-po, sy fiainana
Tonony sy nvvdxbhl feony : Rahaingomahefa Pascal
(18/11/15)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 821
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 03/05/2019 08:33
