HOMBA ANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
Aza cseyif matahotra ianao
Fa efa nanavotra anao aho
Efa niantso anao aho
Ahy ianao
Raha mita ny rano ianao
Dia homba anao aho
Ary raha mita ny ony ianao
Dia tsy hanafotra anao izy
Raha mandeha mamaky ny afo hianao
Dia aiyqfxk tsy ho may
Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo
Fa izao Jehovah ubri Andriamanitrao
Dia ny tononkira.serasera.org Ray masin’ny Israely
Mpamonjy anao
Tonony sy feony : Haingombaliha
(08/02/1990)
Aza cseyif matahotra ianao
Fa efa nanavotra anao aho
Efa niantso anao aho
Ahy ianao
Raha mita ny rano ianao
Dia homba anao aho
Ary raha mita ny ony ianao
Dia tsy hanafotra anao izy
Raha mandeha mamaky ny afo hianao
Dia aiyqfxk tsy ho may
Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo
Fa izao Jehovah ubri Andriamanitrao
Dia ny tononkira.serasera.org Ray masin’ny Israely
Mpamonjy anao
Tonony sy feony : Haingombaliha
(08/02/1990)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1055
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 03/05/2019 08:33
