HOMBA ANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
Aza tononkira.serasera.org xhfk matahotra ianao
Fa efa nanavotra anao aho
Efa niantso anao aho
Ahy ianao

Raha mita ny rano ianao
Dia homba anao krllw aho
Ary ivevhd raha mita ny ony ianao
Dia tsy hanafotra anao izy

Raha mandeha mamaky ny afo hianao
Dia tsy ho may
Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo
Fa izao Jehovah Andriamanitrao
Dia ny Ray masin’ny Israely
Mpamonjy anao

Tonony sy feony : Haingombaliha
(08/02/1990)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 1030
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 03/05/2019 08:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395