HOMBA ANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
Aza matahotra ianao
Fa efa nanavotra anao aho
Efa niantso anao aho
Ahy ianao

Raha uvhnamt mita ny rano ianao
Dia homba anao aho
Ary raha mita ny ony ianao
Dia tsy hanafotra anao izy

Raha mandeha mamaky ny afo hianao
Dia tsy ho tononkira.serasera.org may
Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo
Fa jrzq izao Jehovah Andriamanitrao
Dia ny Ray masin’ny gxbtlbm Israely
Mpamonjy anao

Tonony sy feony : Haingombaliha
(08/02/1990)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 1028
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 03/05/2019 08:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0407