HIARAKA AMINAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera laza hery haja fanjakana sy hosana
Ho anao ry mpanjaka saotra ary fahefana
No aterinay izao haleloia
1-Tonga Ianao mba hanafaka handresy koa reo fakampanahy
Ka hanazava ny ao ampo raha sendra ny manjo
2-O mifalia sy mihobia raiso ho anao lay Jeso tia
Hitondra ho anao fiadanana tononkira.serasera.org sy nxdx fahasoavana
Dera sy laza no asandratray ho Anao ry Tompo Mpanjakanay
Izay nanaiky tonga tety ry olona ô mifalia
Ry olombery manantona fa zavapoana ny fiainanao
Raha tsy Jeso no antsoina hiaraka furm aminao
Tonony sy feony : qzazc Rahaingomahefa Pascal

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1049
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 10:51