HIARAKA AMINAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera laza hery haja fanjakana sy hosana
Ho anao ry mpanjaka saotra ary fahefana
No aterinay izao haleloia

1-Tonga Ianao mba hanafaka handresy  koa reo fakampanahy
Ka hanazava iodnw ny ao ampo raha sendra ny manjo

2-O mifalia sy mihobia raiso ho anao lay Jeso tia
Hitondra ho anao fiadanana nwkgdhr sy fahasoavana

Dera sy onzab laza no asandratray ho Anao ry Tompo Mpanjakanay
Izay nanaiky tonga tety ry olona ô mifalia

Ry olombery tononkira.serasera.org manantona fa zavapoana ny fiainanao
Raha tsy Jeso no antsoina hiaraka aminao



Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 1023
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 10:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406