HIARAKA AMINAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera laza hery haja fanjakana sy hosana
Ho hikjne anao ry mpanjaka saotra ary xbxzcf fahefana
No aterinay izao haleloia

1-Tonga Ianao mba hanafaka handresy  koa reo fakampanahy
Ka hanazava ny ao ampo raha sendra ny tononkira.serasera.org manjo

2-O mifalia sy mihobia raiso ho anao lay Jeso tia
Hitondra ho anao fiadanana amotzxon sy fahasoavana

Dera sy laza no asandratray ho Anao ry Tompo Mpanjakanay
Izay nanaiky tonga tety ry olona ô mifalia

Ry olombery manantona fa zavapoana ny fiainanao
Raha tsy Jeso no antsoina hiaraka aminao



Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 1048
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 10:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.038