HENOY NY VAVAKAY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o!nahaoana Ianao tononkira.serasera.org no mangina
mba mijere ty nosinay mila ho endrika
ry Tompo o.hanoy ny vavakay
mitalaho mba hpzvyq hamindranao FO
Tompo o.ireo mpitondranay
omeo FO geyrn mangoraka
Andriamanitra o.za afoinao
ireo rahalahinay
tsinjovy fa mahantra reraka
mosarena
ry Tompo o!henoy nonae ny vavakay
miantso Anao hamela ny helokay Tompo o.
avis sitranonao
ito tanindrazanay
A-a-m-e-n
mba mijere ty nosinay mila ho endrika
ry Tompo o.hanoy ny vavakay
mitalaho mba hpzvyq hamindranao FO
Tompo o.ireo mpitondranay
omeo FO geyrn mangoraka
Andriamanitra o.za afoinao
ireo rahalahinay
tsinjovy fa mahantra reraka
mosarena
ry Tompo o!henoy nonae ny vavakay
miantso Anao hamela ny helokay Tompo o.
avis sitranonao
ito tanindrazanay
A-a-m-e-n
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1886
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miorarobson
Daty : 28/02/2015 17:58
