HENOY NY VAVAKAY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o!nahaoana Ianao no mangina
mba mijere tononkira.serasera.org ty nosinay mila ho endrika
ry Tompo o.hanoy ny vavakay
mitalaho mba hamindranao FO
Tompo o.ireo mpitondranay
omeo FO mangoraka
Andriamanitra o.za ixgkavwf afoinao
ireo rahalahinay
tsinjovy fa mahantra tkku reraka
mosarena
ry Tompo o!henoy ygpux ny vavakay
miantso Anao hamela ny helokay Tompo o.
avis sitranonao
ito tanindrazanay
A-a-m-e-n
mba mijere tononkira.serasera.org ty nosinay mila ho endrika
ry Tompo o.hanoy ny vavakay
mitalaho mba hamindranao FO
Tompo o.ireo mpitondranay
omeo FO mangoraka
Andriamanitra o.za ixgkavwf afoinao
ireo rahalahinay
tsinjovy fa mahantra tkku reraka
mosarena
ry Tompo o!henoy ygpux ny vavakay
miantso Anao hamela ny helokay Tompo o.
avis sitranonao
ito tanindrazanay
A-a-m-e-n
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1771
Likes : 0 Like
Created by : miorarobson
Date : 28/02/2015 17:58
