HENOY NY VAVAKAY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o!nahaoana Ianao no mangina
mba mijere ty nosinay mila ho endrika

ry Tompo o.hanoy ny vavakay
mitalaho mba hamindranao FO
Tompo o.ireo mpitondranay
omeo FO mangoraka

Andriamanitra o.za afoinao
ireo rahalahinay
tsinjovy fa mahantra reraka
mosarena

ry Tompo o!henoy ny vavakay
miantso Anao hamela ny helokay Tompo o.
avis sitranonao
ito tanindrazanay
A-a-m-e-n
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 1304
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miorarobson
Daty : 28/02/2015 17:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0735