HALELOIA MIDERA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Haleloia midera velona ny Tomponao
Ifalion’ny famonjena velona ny Tomponao
Tsisy intsony mampanahy Lasa re ny tononkira.serasera.org tahotro
Kristy re no santatra Lovasoa rahatr’izay
2-Haleloia midera midera ny Tomponao
Resiny ny fasana famonjena lehibe
Raha tsy nintsangana ilay zanaky ny Ray
Dia ho foana tsotr’izao ny finoana anananao
Ifalio ny jecgr famonjena velona ny Tompo
Velona djzpt ny Tompo zao
Velona ho avotrao velona ny Tompo mfvmsga izao
Mihira ry mino ô ôh
Tonony sy feony : Rahaingonjanahary Rodolphe

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1149
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 11:16