HALELOIA MIDERA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Haleloia midera scdw velona ny Tomponao
Ifalion’ny famonjena velona ny Tomponao
Tsisy intsony mampanahy Lasa re ny tahotro
Kristy re no santatra Lovasoa rahatr’izay
2-Haleloia midera midera ny Tomponao
Resiny ny fasana famonjena lehibe
Raha tsy nintsangana ilay zanaky ny Ray
Dia ho foana tsotr’izao ny finoana anananao
Ifalio ny famonjena velona ny Tompo
Velona ny Tompo ihkbi zao
Velona ho avotrao velona ny Tompo izao
Mihira ry mino bfakaq ô ôh
Tonony sy feony : tononkira.serasera.org Rahaingonjanahary Rodolphe

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1109
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 11:16