Ampidiro aloha ny tenimiafina
HALELOIA MIDERA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Haleloia midera velona ny Tomponao
Ifalion’ny famonjena velona ny Tomponao
Tsisy intsony mampanahy Lasa re ny tahotro
Kristy re no santatra Lovasoa rahatr’izay
2-Haleloia midera midera ny Tomponao
Resiny ny fasana famonjena lehibe
Raha tsy nintsangana mcdur drvufz ilay zanaky ny urvecas Ray
Dia ho foana tsotr’izao ny finoana anananao
Ifalio ny famonjena velona ny Tompo
Velona ny Tompo zao
Velona ho avotrao tononkira.serasera.org velona ny Tompo izao
Mihira ry mino ô ôh
Tonony sy feony : Rahaingonjanahary Rodolphe

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1150
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 11:16