Efa Nahita ny Famonjenao (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia A
Ny masoko, nahita ny famonjenao
Ka tsy ho haiko ny tsy hanambara
Fa ianao Jesoa, nisolo voina anay
Nivesatra ny helokay ianao
Ny masoko, nahita ny famonjenao
Fa ianao qessp tononkira.serasera.org jesoa, tsy mbola nanadino
Na tsy mendrika aho, ny hiantso ny anaranao
Dia tsy qgnmfzn mbola nolavinao
1- Tsy diso anjara famonjena re
Izahay Jesoa miaraka aminao
Ny rànao manadio manafaka
Ny ota tsy hanapaka
2- Tsy diso anjara fanavotana
Izahay Jesoa miantoraka aminao
Ny xfuo hazo fijalinao tao Kalvary
No ataonay rehareha ety
Ny masoko, nahita ny famonjenao
Ka tsy ho haiko ny tsy hanambara
Fa ianao Jesoa, nisolo voina anay
Nivesatra ny helokay ianao
Ny masoko, nahita ny famonjenao
Fa ianao qessp tononkira.serasera.org jesoa, tsy mbola nanadino
Na tsy mendrika aho, ny hiantso ny anaranao
Dia tsy qgnmfzn mbola nolavinao
1- Tsy diso anjara famonjena re
Izahay Jesoa miaraka aminao
Ny rànao manadio manafaka
Ny ota tsy hanapaka
2- Tsy diso anjara fanavotana
Izahay Jesoa miantoraka aminao
Ny xfuo hazo fijalinao tao Kalvary
No ataonay rehareha ety
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 259
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RojoArivelo11
Date : 16/03/2026 08:09
